top of page

Fianarana Katekomena 2026

Alats 12 Jan

|

Montréal

Hanomboka ny fianarana @ 15 febroary 2026. Manasa izay vonona hiditra ho Mpianatra Katekomena.

Fianarana Katekomena 2026
Fianarana Katekomena 2026

Time & Location

12 Jan 2026 14:00 – 04 Jan 2027 23:40

Montréal, 110 Rue Sainte-Catherine E, Montréal, QC H2X 1K7, Canada

About the event

Hijery andininy fanampiny


Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny Fianarana Katekomena Andininy 2026 tahirin'i Pasteur Rina Andriamihaja.

​

Izay mbola maniry hisoratra anarana dia afaka manatona sy manoratra any amin'ny adiresy emailaka: katekomena.fjkm.montreal@gmail.com

​

Isaky ny alahady amin'ny 2ora tolak'andro ny fianarana. 

Share this event

Eglise Saint-Jean
110 Rue Sainte-Catherine-Est
Montreal, Quebec
H2X 1K7

 Mpitandrina Rina Andriamihaja:  438-439-7594

 Mpitantsoratra: (514) 889-0748

©2023 by FJKM Canada Montréal

bottom of page