top of page

Sampana Lehilahy Kristiana

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika
ry Lehilahy mahery…….”. 
( 2Timoty 1 : 8a   ;   Mpits.  6: 12b)

MITOMBO HO AMIN’NY FAHATSARANA, MITOMBO AMIN’NY FAHAMAROANA  ARY MIRINDRA AMIN’NY FOMBA FIASA.

  “Be hery ny lehilahy Hendry, eny mitombo hery ny olona manam-pahalalana””.( Ohab  24  : 5 ).

Ny sampana Lehilahy Kristiana eto amin’ny FJKM Montréal dia nitsangana tamin’ny volana desambra 2015.

Sampana Lehilahy Kristiana Velona amin’ny Finoana, Velona amin’ny asa.

Manaiky ho lehilahy mandray andraikitra eo anivon’ny fiaraha-monina sy ny tontolo manodidina antsika, mba ho tarafin’ny olona isika ka ho modely halainy tahaka, amin’ny alalan’ny fanabeazana izay nataontsika. 

Fifandraisana

  • Sampana Lehilahy Kristiana_FJKM Montreal_Canada

​​

- Filoha: Daudet Ranaivosolohery

- Filoha mpanampy: Rina Ranaivoson

- Mpitahiry vola: Leandre Ratsirahonana

- Mpitantsoratry ny vola: Zo Rasoahaingo

- Mpanolo-tsaina: NyAina Randriamanga

- Mpanolo-tsaina: Mahefa Rabezandriny

- Mpitantsoratra: Tsiorimamy Rahagalambo

Ny Birao

Eglise unie Saint-Jean
110 Rue Sainte-Catherine-Est
Montreal, Quebec
H2X 1K7

 Mpitandrina Rina Andriamihaja:  438-439-7594

 Mpitantsoratra: (514) 889-0748

©2023 by FJKM Canada Montréal

bottom of page