top of page
Efa nanomboka ny fisoratana anarana @ Katekomena amin'ity taona 2026 ity. Tamin'ny 15 febroary ny fiantombohan'ny fianarana.
Fifandraisana: katekomena.fjkm.montreal@gmail.com
514-231-2983
Mbola hitohy ny fandalinana Soratra Masina.
Manasa anao hanatrika rehefa mivoaka ny fandaminana.

bottom of page
