top of page

SAMPANA TANORA KRISTIANA

Ny Sampana Tanora Kristiana eto amin’ny FJKM Montreal Canada dia Sampana niorina sy nitsangana nanomboka ny taona 2008.

Inona no Tanjon’ny Sampana

  • Hanangona ny Tanora voalohany indrindra sy hitaona azy ireo eo amin’ny fiainam-pinoana an’i Jesoa Kristy

  • Hifampizara sy hifampianatra araka ny Soratra Masina ao amin’ny 1 Timoty 4 : 12 mba ho fianarana ho an’ny hafa

  • Hitarika ny Tanora handray anjara amin’ny fiainan’ny fiangonana indrindra rehefa misy hetsika sy fanentanana atao

  • Hikarakara fitsangatsanganana, kilalao iombonana sy ireo activité maro hafa izay hahafahan’ny Tanora hifandray bebe kokoa sy hivoatra amin’ny fiainana andavanandro.

 

 

Mizara telo ny rantsana eo amin’ny STK Montreal ankehitriny dia :

  • STK Projet : mijery sy mandrafitra ireo vina sy fivoahana rehetra azo atao mandritra ny taona

  • STK Sport : mikarakara ny resaka fanantanjahan-tena afaka ataon’ny Tanora aim’ny vanim-potoana samihafa mandritra ny taona.

  • Antsa Fitoriana : no iantsoana ny Chorale eto amin’ny FJKM Montreal izay manana ny rafitra manokana ho azy

received_1356737395146078.jpeg
1C3A1914.JPG

Ny Birao

​- Filoha: Mikalo Faniry Andriamampionona

- Filoha mpanampy: Rojo Princy Andrianantara

- Mpitahiry vola: Tahiana Kevin Andriamaharo

- Mpitantsoratry ny vola: Hasimahery Rakoto

- Mpanolo-tsaina: Riana Ny Aina Rakotonjanahary

- Mpitantsoratra: Arisoa Naomi Randriana-Harinoro

- Mpitantsoratra: Jessie Rambeloson

  • Facebook
Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora

Zoma tanora


«  Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao ; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino hianao amin’ny fiteny, amin’ny fitondran-tena, amin’ny fitiavana, amin’ny finoana, amin’ny fahadiovana »   ”

1 Timoty 4:12

Eglise unie Saint-Jean
110 Rue Sainte-Catherine-Est
Montreal, Quebec
H2X 1K7

 Mpitandrina Rina Andriamihaja:  438-439-7594

 Mpitantsoratra: (514) 889-0748

©2023 by FJKM Canada Montréal

bottom of page