top of page

Fianarana Katekomena 2025

sam. 08 févr.

|

Montréal

Hanomboka ny fianarana @ Volana febroary 2025. Manasa izay vonona hiditra ho Mpianatra Katekomena.

Fianarana Katekomena 2025
Fianarana Katekomena 2025

Toerana sy ora

08 févr. 2025, 14 h 00 – 20 déc. 2025, 15 h 00

Montréal, 110 Rue Sainte-Catherine E, Montréal, QC H2X 1K7, Canada

Andininy samihafa

Hijery andininy fanampiny


Misokatra ny fisoratana anarana amin'ny Fianarana Katekomena Andininy 2025 tahirin'i Pasteur Rina Andriamihaja.

Izay mbola maniry hisoratra anarana dia afaka manatona sy manoratra any amin'ny adiresy emailaka: katekomena.fjkm.montreal@gmail.com

Isaky ny alahady amin'ny 2ora tolak'andro ny fianarana. 

Partager cet événement

Eglise unie Saint-Jean
110 Rue Sainte-Catherine-Est
Montreal, Quebec
H2X 1K7

 Mpitandrina Rina Andriamihaja:  438-439-7594

 Mpitantsoratra: (514) 889-0748

©2023 by FJKM Canada Montréal

bottom of page